|
|
|
|

Entry1  kifito an' ila
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Randram-bolo betsileo miendrik' akondro fito amin' ny ilany, ary toy izany koa amin' ny an-kilany
Vocabulary  4  Hairstyles
Elementary words  5  kifito, anila

Updated on 2025/01/01